4x4 niala lalana

Nivadibadika tany an-tanimbary


  • Alatsinainy 18 Desambra 2023

Fiara 4x4 na tsy mataho-dalana iray no tra-doza niala lalana ka nivadibadika

nivarina tany an-tanimbary mandrevo teny Ampitatafika, distrikan’Antanifotsy ny tolakandron’ny sabotsy teo, raha ny fampitam-baovao voaray. Naratra ary nisy tsy nahatsiaro tena ireo mpandeha tao anatiny. Zazakely iray no hita ho voa mafy. Efa nentina namonjy hopitaly izy ireo, raha ny fampitam-baovao voaray farany hatrany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT