Fitateram-bahoaka ao Fenoarivo

Ramatoa efa lehibe no mifaoka entan’olona


  • Alakamisy 07 Desambra 2023

Maro ireo olona mitaraina ho very entana any anaty fiara fitateram-bahoaka na “bus”,

raha ny fampitam-baovao avy eo anivon’ny zandarimaria ao Vontovorona, Antanety II, Fenoarivo omaly. Ramatoa efa lehibe iray no tsikaritra fa mody mipetraka eo amin'ny farany aoriana ary mifaoka moramora ireo entana rehefa variana ny tompony. Tantely 10 litatra no nangalariny teto amin’ity fotoana ity fa ireo sisa no tratra tany aminy, hoy hatrany ny fampitam-baovao. Manentana ny rehetra ho mailo hatrany, araka izany, ny zandary.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT