• Alarobia 24 Aprily 2024
Ny Sekolintsika Analamahitsy. Manohitra hatramin’ny farany ny fanmpandalovana ny teleferika !

Manohy sy manamafy ny fanoherana ny fampadalovana izany «ligne téléphérique »

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aprily 2024
Mpamily nandratra olona. Antsoina hitolo-batana

Naratra mafy ny lohan'ny olona nitondra moto izay nodominao ry mpamily,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Aprily 2024
Lalana Soanierana Ivongo -Vahibe. Tombanana ho vita amin’ny taona 2025

Tombanana ho vita amin’ny taona 2025 ny lalana mirefy 75, 838km mampitohy an’i Soanierana Ivongo sy Vahibe,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Aprily 2024
Fifamoivoizana.Loza mahatsiravina Zaza 11 taona vavy tokana maty voahitsaky ny kamio

Nisehoana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teny amin'ny Holcim Ambohimangakely omaly 18 aprily

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Aprily 2024
TSY AMPY INTSONY NY TAKSIBE ENY ITAOSY. Lasa hikaraman’ny taxibe hafa, 1000 Ar ny saran-dalana omaly

Tena tsy maharaka ny filan’ny mponin’Itaosy intsony ny isan’ireo taxibe miasa eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Aprily 2024
Ambodivona-Ambohimanandray. Novitain’ny depiote Todisoa ny lalankely nangatahan’ny mponina

Toy ny tany amin’ireo fokontany samihafa tao anatin’ny Boriborintany faha-6 dia

Hamaky ny tohiny
FTT