Sonierana Ivongo

Tsy nahita toerana natoriana ny mpandeha sambo alina


  • Talata 04 Jona 2024

Mpandeha am-polony no nijaly tsy nahita toerana natoriana alina 03 Jona nifoha androany

Talata 04 Jona tao Soanierana Ivongo rehefa nandeha sambo haingam-pandeha avy any Toamasina. Noho ny tsy fisian’ny sambo na fiara hatorian’izy ireo no anton’izany. Nampanantena ireo mpandeha mantsy ny mpikarakara raha ny vaovao azo fa afaka matory ao anaty sambo na fiara izy ireo rehefa tonga tao Soanierana Ivongo. Nitady hevitra nandeha tao amin’ny birao fiasan’izy ireo ireo mpandeha vokatr’izany saingy nilaza ihany koa ireo mpikarakara fa tsy azo hatoriana tao amin’ny birao fa ny entana ihany no azo napetraka tao. Ny tena olana hoy hatrany ity vaovao ity dia marobe tamin’ireo mpandeha no tsy niomana tamin’ny vola nanofana efitrano fandraisam-bahiny nefa ny fandriampahalemana efa tsy milamina.
Pati
Sary fanehoana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT