• Alatsinainy 15 Aprily 2024
67ha sy Andavamamba. Efa mihaodihaody ny Cyclo-pousse

Miha miakatra tsikelikely ny tanan-dehibe ihany izy ity. Efa feno moa izao ao Andoharanofotsy ao itony posy tarihiny bisikileta na Cyclo-pousse itony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Aprily 2024
Malaza Andoharanofotsy. Fiara nipotsaka hisatra nandona zaza iray

Nitrangana lozam-pifamoivoizana teny Andoharanofotsy Atsimondrano,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Aprily 2024
TETIKASA TELEFERIKA. Atahoran’ny olona ilay « cable » sy « cabine »…

Efa miroso amin'ny andrana teknika ankehitriny ireo tompon'andraikitry ny asa momba ilay tetikasa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aprily 2024
MOTO TAFASITRIKA TAO AMBANY KAMIAO. Zaza iray no namoy ny ainy tao Antsirabe

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina omaly Alarobia 10 Aprily tokony

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aprily 2024
Fitaterana an’habakabaka. Nakarina ny saran’ny sidina anatin’ny Tsaradia

Misedra olana hatrany ny kaompania an’habakabaka Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Aprily 2024
Rendrarendran’ny mpitondra. Hanomboka ny 06 mey ny andrana ho an’ny teleferika

Herinandro taorian’ny fanendrena ny Sekreteram-panjakana misahana ny tanàna vaovao sy ny toeram-ponenana

Hamaky ny tohiny
FTT