• Talata 06 Aogositra 2024
RN 2 nampitaraina hatry ny ela. Nambara fa mandeha amin’izay ny fanamboarana…

Manomboka ny fanajariana ny làlam-pirenena faha-2 na ny RN2 mampitohy an’Antananarivo-Toamasina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Aogositra 2024
Loza mahatsiravina tetsy Ambatoroka. Mpivady nandeha moto, maty voahitsaky ny kamio ilay rangahy

Nandriaka indray ny rà tetsy Ambatoroka manoloana ny Fiangonana FJKM ny andron’ny omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jolay 2024
TSARASAOTRA IVATO. Mpitondra moto maty tsy tsa-drano

Mirongatra ny lozam-pifamoivoizana ateraky ny kodiaran-droa na ny moto eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2024
Taratasy vonjimaika hahafahana mamily. « Misy fitakiam-bola tsy ara-dalàna 7000-20 000Ar eto Antsirabe »

Mitaraina noho ny fanararaotana mitranga ao amin’ny CIM (Centre Immatriculateur)

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2024
Foulpoite-Toamasina. Adin’ny 4 vao tonga

Adin’ny 4 vao tonga, izany hoe, adin’ny 8 raha mandroso sy miverina amin’izao fotoana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2024
SARAN-DALANA ANTSIRABE-FARATSIHO. Manararao-paty ireo taksibrosy

Tafiditra ao anatin’ny fotoam-pialan-tsasatra lehibe tanteraka isika ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT