• Alatsinainy 22 Jolay 2024
Resitory ny mpamily, nivadika ny fiara. Raim-pianakaviana iray namoy ny ainy, 3 naratra

Raim-pianakaviana iray antsoina hoe : Kopile Pierre no namoy ny ainy raha 03 hafa naratra mafy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jolay 2024
Fifamoivoizana.Lalana simba sy potika Fositra mampiakatra ny vidim-piainana eto Madagasikara

Manahirana fa raha vao miresaka antontanisa sy tarehimarika ratsy toa ny hoe tanàna maloto indrindra,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jolay 2024
Raveloson Miah Tsiambaratelo vao 22 taona. Maty irery teo amoron-dàlana, nitsoaka ny fiara nandona azy…

Hatairana ny an’ny mpandalo raha raha nahita tovovavy maratra mafy nihampatra teo an-tsisin-dàlana tsy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jolay 2024
Fanaraha-maso ny fifamoivoizana. Raikitra ny fampiasana ny « Logiciel E-Tsirika »

Hampiasa ny rindram-baika na « logiciel » antsoina hoe : E-Tsirika ny eo anivon’ny DGSR

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jolay 2024
LALANA ANTSALOVA – MAINTIRANO. Tapaka 5 volana rehefa avy ny orana, mbola tsy ho amboarina

Ny lalana RNT8 A mampitohy ny distrikan’Antsalova sy Maintirano hatreto no anisan’ny lalana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jolay 2024
Teleferika manahirana ny Fanjakana. Rajoelina no hanapaka an’izay orinasa hampiodina azy

Ao anatin’ny fametrahana ny rafitra ny fandidiana hitrandraka ny teleferika na ny TPC Antananarivo

Hamaky ny tohiny
FTT