• Alakamisy 30 Janoary 2025
« AIDE-CHAUFFEUR »-NA KAMIAO NANAO « GUIDE ». Maty potsitra teo anelanelan’ireo fiarabe roa

Nitrangana toe-javatra nampalahelo afak’omaly Talata 28 Janoary tany Ambano Antsirabe

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Janoary 2025
CLEMENCE FTAR. « Tsy tokony hisy taxi lany lasantsy an-dalana izany »

Tsy tokony hisy taxi na fiara karetsaka lany lasantsy an-dalana izany hoy Raharinirina Clemence filohan’ny FTAR,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Janoary 2025
Sesilany ny moto tratry ny loza mahatsiravina. Lehilahy 3 vao erotrerony maty teny Andraharo sy Masay

Ranolava ny lozam-pifamoivoizana namoizana ain’olona, indrindra fa ny avy amin’ny kodiaran-droa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Janoary 2025
RN2. Taksibrosy nifandona tamin’ny « 4x4 » nivarina tany anaty rano

Taksibrosy iray sy fiara tsy mataho-dalana 4×4 iray no fantatra fa nifandona afak’omaly Alahady 26 Janoary

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Janoary 2025
ANKAZOMIRIOTRA. Taksibrosy namono mpandeha an-tongotra iray

Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana ain’olona tany Ankazomiriotra afak’omaly

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Janoary 2025
Fitaterana. Hampidina saran-dàlana ny zotra nasionaly sy rezionaly…

Hidina avokoa ny saran-dalan’ireo taxi-brousse mivondrona ao anatin’ny zotra nasionaly sy rezionaly

Hamaky ny tohiny
FTT