Lozam-pifamoivoizana tao Ambanja

Olona iray no namoy ny ainy


  • Alakamisy 24 Aprily 2025

Fiara iray voalaza ho mitondra Katy no niharan’ny lozam-pifamoivoizana tao

Ambanja ny tolakandron’ny 22 aprily 2025 teo. Fifandonana teo amina fiara tsy mataho-dalana iray, Land Cruiser, sy fiara kely iray no nitranga, raha ny fampitan-tsary voaray avy any an-toerana ka rotika tanteraka vokatr’izany ilay fiara kely. Olona iray ihany koa no namoy ny ainy. Teo amin'iny lalana mihazo an’Ankify iny no nisehoan'ny loza, raha ny fanamarinam-baovao voaray hatrany.
Nangonin’i J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT