• Zoma 24 Janoary 2025
LOZA ANY AMIN’NY LALAM-PIRENENA. Ahena amin’ny alalan’ny fitsirihana hoy ny DGSR

Efa mba nihena raha araka ny fanadihadiana natao ny lozam-pifamoivoizana nitranga tany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Janoary 2025
MATAHOTRA « VISITE TECHNIQUE ». Tsy nisy nety nitatitra ny taksibe 180 omaly maraina

Mafy ny nanjo ireo mpandeha avy eny Antsobolo niazo ny renivohitra omaly Talata 21 Janoary maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Janoary 2025
Analakely sy ny manodidina. Hanomboka ny fanamboaran-dàlana…

Hasiam-panamboarana avokoa ireo teboka ratsy rehetra, manomboka eo amin'ny restaurant "Ny Maraina",

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Janoary 2025
TAMPONALA SOAVINANDRIANA. Lehilahy nitondra bisikileta maty tany anaty hantsana

Lehilahy lehibe iray manodidina 60 taona eo ho eo no fantatra fa nilatsaka tany anaty

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Janoary 2025
Fitaterana mihazo an’i Fianarantsoa. Mandany iray andro mahery ireo mpitatitra

Mandany iray andro mahery ireo mpitatitra amin’ny fanomanana ny fiara sy ny pitsopitsony rehetra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Janoary 2025
RANDRIA, MPITONDRA TAXI-BISIKILETA. Mahazo 30.000 Ar isan’andro rehefa salama tsara

Asa fivelomana iray tena mahazo vahana eto amintsika, indrindra taorian’ny nandalovan’ny

Hamaky ny tohiny
FTT