• Talata 09 Martsa 2021
Fifamoivoizana.Moto tra-doza teny Anosizato Tsy fantatra ny mombamomba ilay mpanamory

Nisehoana lozam-pifamoivozana teny Anosizato Est omaly alina. Moto marika Kimco Jr miloko mena sy fotsy no tra-doza.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Martsa 2021
Fifamoivoizana.Ankadindramamy Nifatratra tany amin’ny mpivaro-kena ilay taksibe

Taksibe 144 iray no nifatratra tany amin’ny mpivaro-kena tao Vatosoa Ankadindramamy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Martsa 2021
Fifamoivoizana.Antananarivo sy Antsohihy Anirian’ny lomotra fotsiny ireo “Gare Routière” vaovao

Samy manana “Gare Routière” vaovao Antananarivo sy Antsohihy. Samy fotodrafitrasa naorin’ny fitondrana Hery Rajaonarimampianina izy ireo,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Martsa 2021
Fifamoivoizana.Ady amin’ny lozam-pifamoivoizana Hofanina ireo orinasa manana fiara maro

Miezaka hatrany ny eo anivon’ny foibe fitsarana fiarakodia miady amin’ireo karazana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Martsa 2021
Fifamoivoizana.Mponin’Ambohipo Nanome soso-kevitra iadiana amin’ny fitohanana eny Ambanidia

Eo Ambanidia irery ihany no hany lalan-tokana hivoahan’ireo mponina avy any Ambohipo rehefa hivoaka izy ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Martsa 2021
Fifamoivoizana.Mpanakanto Wawa Mamatsy vola 250 tapitrisa Ariary hanamboarana lalana

Lalana manodidina ny 1km, miainga avy amin'ny sampanan-dalana amin'ny CNaPS

Hamaky ny tohiny
FTT