• Alarobia 31 Martsa 2021
Fifamoivoizana.Taxi Be - Mini Bus Mijanona ho 2 ihany ny mpandeha eo anoloana

Nanamafy ireo fepetra fiarovana amin’ny fiparitahan’ny valan’aretina Covid-19 ho an’ny fiara fitateram-bahoaka rehetra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Martsa 2021
Fifamoivoizana.Taxibe Antananarivo Lasa niverina olona iray ny eo amin’ny “devant”

Matahotra ny ankamaroan’ny olona manoloana ny fihanaky ny valan’aretina Covid 19 eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Martsa 2021
Fifamoivoizana.Sakana ara-pahasalamana Hentitra ny fanaraha-maso ny RN4

Nisy ireo fepetra manokana vaovao nentin'ny CRCO Mahajanga hiadiavana sy hisorohona ny fianaky ny valanaretina Coronavirus nanomboka tamin’ity

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Martsa 2021
Fifamoivoizana.Làlana ao Ambanja Nomena baiko ny orinasa hamerina ny asa tsy nety

Hentitra ny tenin’ny Ministry ny Fanajariana ny Tany sy ny Asa Vaventy, Hajo Andrianainarivelo,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Martsa 2021
Fifamoivoizana.Fitaterana an-tanety Fiara niisa 160 niditra “fourrière” tao anatin’ny 3 volana

Mitohy ny fitsirihina ataon’ny ministeran’ny Fitaterana, ny Fizahantany ary ny Famantarana ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Martsa 2021
Fifamoivoizana.RN6 Faritra Diana Hanomboka ny asa fanamboaran-dalana vonjy maika

Hanomboka ny asa fanamboaran-dalana vonjy maika any amin’ny lalam-pirenena fahaenina, Faritra Diana.

Hamaky ny tohiny
FTT