Fifamoivoizana

Mpanakanto Wawa Mamatsy vola 250 tapitrisa Ariary hanamboarana lalana


  • Zoma 05 Martsa 2021

Lalana manodidina ny 1km, miainga avy amin'ny sampanan-dalana amin'ny CNaPS

 

 

 

 mankany amin'ny amin'ny CEG Dzamandzar ao Nosy-Be no asiam-panamboarana amin’izao. Niraisin'ny mpanakanto Wawa an-tanana ny fanamboarana io lalana io izay hatao rarivato miampy tohatoha-bato. Hatsaraina ihany koa ny toerana fivarotana miakatra amin'ny CEG. 250 tapitrisa Ariary eo no tentim-bidin'ny tetikasa. Niara-nijery ny fizotran'ny asa i Wawa sy ny Ben'ny tanàna Vita Gilbert, izay nankasitraka ny tolotanana ataon'ity mpanakanto ity.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT