Fifamoivoizana

Ady amin’ny lozam-pifamoivoizana Hofanina ireo orinasa manana fiara maro


  • Zoma 05 Martsa 2021

Miezaka hatrany ny eo anivon’ny foibe fitsarana fiarakodia miady amin’ireo karazana

 

 

tranga mety hiteraka lozam-pifamoivoizana ka hamoizana ain’olona. Ankoatra ny fanentanana izay efa nataon’izy ireny teny amin’ireo lalam-pirenena samihafa dia miroso amin’ny fiaraha-miasa amin’ireo orinasa mampiasa fiara marobe indray izy ireo ankehitriny. Afak’omaly ohatra dia mpamily eo anivon’ny CNaPS miisa 55 no nomen’izy ireo fiofanana. Tanjona tamin’izany ny hanamafisana ny traikefan’ireo mpamily mba ho matihanina tanteraka amin’ny maha-mpamily azy izy ireny. Hitohy amin’ny fanofanana ireo mpamily eo anivon’ny FID indray izany ato ho ato raha araka ny fantatra hatrany. Ankoatra ny fanofanana ny mpamily moa dia anisan’ny hahafantarana ny foibe fitsarana fiarakodia ny fanaraha-maso ny fiara indrindra fa ny lafiny mekanika.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT