Fifamoivoizana

Moto tra-doza teny Anosizato Tsy fantatra ny mombamomba ilay mpanamory


  • Talata 09 Martsa 2021

Nisehoana lozam-pifamoivozana teny Anosizato Est omaly alina. Moto marika Kimco Jr miloko mena sy fotsy no tra-doza.

 

 

 

Tsy nisy nahafantarana an'ilay nitondra moto teny aminy, ary efa nalefa eny amin'ny Sampana famonjena aina na “urgence” izy, koa iangaviana izay mahalala ny mombamomba azy na ireo manana havana tsy hita mba hampilaza azy ireo, hoy ny fanentanana naely tamin’ny tambajotran-tserasera.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT