Fifamoivoizana

RN6 Faritra Diana Hanomboka ny asa fanamboaran-dalana vonjy maika


  • Zoma 19 Martsa 2021

Hanomboka ny asa fanamboaran-dalana vonjy maika any amin’ny lalam-pirenena fahaenina, Faritra Diana.

 

 

 

 Eo anelanelan'ny PK 461+200 alohan’ny hidirana ny distrikan’ Ambanja sy ny PK 502+400 Antanamazava no hisantarana izany. Efa nivaly ny fangatahana tolo-bidy ho an'ireo orinasa maniry ny hanatanteraka ity asa fanamboarana vonjy taitra ity. Tsiahivina moa fa ahitana fahasimbana goavana ireo ampahan-dalana ireo. Efa tonga eny an-toerana araka izany ny ary efa manomana izany asa fanamboarana izany. Lohalaharana amin’ireny ny fametrahana ny làlana miodina (déviation), ny fanaovana ny fandrefesana rehetra ilaina. Efa tonga any amin'ny PK 403 ihany koa irei fiarabe hitatitra ireo vato ilaina hanotofana ny lavaka eo amin'ny PK501.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT