• Alakamisy 17 Febroary 2022
Fifamoivoizana.Tetikasa natao maimaika Miha sarotra ny fametrahana ny teleferika

Taorian’ny tombana nandritry ny fivorian’ny komity tekinika eo anivon’ny ofisim-pirenena momba ny tontolo iainana eto amintsika na ONE

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Febroary 2022
Fifamoivoizana.Fifamoivoizana Ho avy indray ny fanasaziana ny fiara “vitres fumées”

Nohamafisina fa tsy azo ampiasaina ary raràna mafy manerana ny Nosy ny fampiasana ny fiara matroka fitaratra na “vitres fumées” na “non tranparentes”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Febroary 2022
Fifamoivoizana.Antananarivo Renivohitra Tsy ny kaominina fa ny minisitera no manamboatra ny lalana

Tsy maintsy mmila ny ministeran’ny asa vaventy sy ny fanjakana foibe ny fanamboaran-dalana eto Antananarivo Renivohitra fa tsy vitan’ny kaominina irery intsony raha araka ny fanazavana voaray

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Febroary 2022
Fifamoivoizana.Antananarivo Lavalava ny lisitra ny lalana amboarina

Namoaka ny lisitr’ireo lalana hamboariarina eto Antananarivo renivohitra omaly ny avy eo anivon’ny governoran’Analamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Febroary 2022
Fifamoivoizana.Olam-piainanana Loharano mitarika loza ho ana mpamily maro

Tena miteraka olana goavana amin’ny fiainana andavanandro ny olana ara-piainana sy ny rarin-tsaina. Ho an’ireo mpamily manokana dia fantatra fa misy amin’izy ireny mihitsy no lasa

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Janoary 2022
Fifamoivoizana.Sidina mampiahiahy Niverina ilay fiaramanidina saika ho atsy Kaomoro

Fiaramanidina iray an’ny kaompaniana mpandraharaha matanjaka iray eto amin’ny firenena no nigadona tao Mahajanga omaly tolakandro tamin’ny 1ora sy 22 minitra.

Hamaky ny tohiny
FTT