Fifamoivoizana

Antananarivo Lavalava ny lisitra ny lalana amboarina


  • Alarobia 02 Febroary 2022

Namoaka ny lisitr’ireo lalana hamboariarina eto Antananarivo renivohitra omaly ny avy eo anivon’ny governoran’Analamanga.

 Ireto avy izany ary hiarahana miasa amin'ny ministeran'ny asa vaventy sy ny kaominina Antananarivo renivohitra, hoy ny voalaza. Dingana voalohany ny lalana na axe mampifandray an’Ankorondrano-Ivandry, ny Axe rond point Ankadimbahoaka-rond point Bypass. Axe Fiaro Ampefiloha- Andavamamba- Andohatapenaka. Axe Madinox-Boulevard. Axe rond point Ampasampito-Ampandrianomby. Axe Isotry cnaps -Tsaralalana. Axe Ambodinisotry-Jovena. Axe rond point Tsarasaotra Sanifer-Ambodivonkely. Axe rond point Behoririka ranomaimbo - Chocolaterie robert. Axe Rasalama - Bel'air – Ambanidia - Mandroseza- Ankadidratombo. Axe rond point Ankadimbahoaka - rond point Anosizato. Dingana faharoa ny Axe rond point coté Seimad - jovena 67 ha. Axe jovena 67 ha – Coum - rond point Seimad. Axe rond point seimad - Inscae 67 ha. Axe arrêt bus 30 - Ny Havana 67 ha. Axe 67 ha Fop - arret bus Mahitsy – Vasakosy - Antanimena. Axe 67 ha Fop - Ambodin'Isotry tsena. Axe 67 ha Fop - Andohotapenaka. Axe rond point Ampefiloha - Cnaps Ampefiloha: 40m2 - Axe Shell Ambatoroka - 3 chemins tampon'Ambohipo. Axe 3 chemins tampon'Ambohipo - cite Ankatso II. Axe Ambohidahy – Ambohijatovo - tonelina Ambanidia – Ankazotokana – Manakambahiny - rond point Tsimbazaza. Axe Ambohidahy – Mahamasina – Ankadilalana - Tsimbazaza. Axe Amboidahy – Analakely - Firaisana I. Axe RM1 Analakely – Muguet -Soarano. Axe Firaisana I – Tsiazotafo - Shell Ankadifotsy - Galana Ambodivona. Axe galana Ambodivona - galana Behoririka -firaisana III - croisement Rasalama - Epi d'or - Andravoahangy fivavahana. Axe Besarety Ambodimanga - HOMI. Axe Mascotte Antsakaviro – Accem - Fivondronana. Axe bretelle Antsakaviro aorian’ny Accem - Nane Bel'air, hoy hatrany ny fampitam-baovao. Lavalava araka izany ny lisitra.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT