Fifamoivoizana

Ambanitsena Moto tafiditra tao ambany kamiao, olona iray no maty


  • Zoma 20 Mey 2022

Olona iray nitaingina moto ihany koa omaly no namoy ny ainy teny Ambanintsena any amin’ny lalam-pirenena faharoa. Raha araka ny vaovao azo dia nifanehitra tamin'ny kamiao iray lehibe ity moto izay nana taingin-droa ity.

 Namoy ny ainy teo noho eo ilay mpitondra moto raha ny vaovao farany azo vokatry ny dona mafy nahazo azy. Naratra kosa ilay iray ary nentina namonjy hopitaly haingana.
Nangonin’i Pati
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT