Fifamoivoizana

Ampasampito Fiara sprinter nahafaty olona


  • Zoma 15 Jolay 2022

Sprinter iray nisongona no nandona olona tetsy Ampasampito, teo amin’ny faran’ny tamboho, ambany kelin’ny Antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety omaly tolakandro.

Voalaza fa nandeha mafy vokatry ny fisongonana kinanjo nifatratra tany amin’ny tsy manan-tsiny ilay fiara sprinter. Nidona tamin’ny tambohon’olona izay rava mihitsy, izay manaporofo ny fandehanana mafy dia mafy. Vokany, maty tsy tra-drano ilay olona tsy nanam-po na inona na inona.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT