Fifamoivoizana

Sprinter nifatratra tany amin’ny moto Olona roa no namoy ny ainy tany amin’ny RN4


  • Zoma 16 Septambra 2022

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona tany amin’ny lalam-pirenena fahaefatra afak’omaly.

Fiara Sprinter iray izay fantatra fa nandeha mafy kanefa sendra lavaka tampoka teo alohany no lasibatra tamin’izany. Tsy nijanona teo anefa ilay loza fa nifatratra tamin’ireto tovolahy roa nitaingina moto ilay fiara ka namoy ny ainy tamin’izany avokoa ireto farany. Raha araka ny loharanom-baovao azo dia Itompokolahy Gilbert Randriamahazaka ‚ tovolahy nipetraka sy nianatra tao Antsohihy ary miasa eto an-drenivohitra ny iray tamin’ireo namoy ny ainy. Namela zazakely kamboty iray sy mananon-tena izy, loza izay ilana fitandremana hatrany amin’ny vanim-potoana tahaka izao.
Legende : Ity ilay tovolahy namoy ny ainy iray
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT