Fifamoivoizana

Tetikasa Fly Over Mbola tsy voafaritra ny daty hanombohan’ny asa


  • Alakamisy 17 Novambra 2022

Mbola tsy voafaritra mazava hatreto ny daty fanombohana ny tetikasa Fly Over eo amin’ny fifanenan’ny lalam-pirenena voalohany na RN1 sy ny RN58A. Orinasa miisa 4 kosa,

raha ny fampitam-baovao voaray, no namaly ny tolobidy. Ny orinasa “Groupement CID/GECI Expert Conseil/SERT no nomena ny tsena tamin’ny alalan’ny tetibidy 5.197.883.728.00 Ariary. 48 volana ny faharetan’ny asa ary 12 volana no antoka na “garantie”. Isan’ny namaly ny tolobidy koa ny “Groupement CIRA SAS/AJEC/ASA Taratra”, ny “Groupement CETA Ingenierie/COMETE International », ny “Groupement TAEP/AGEIM/SECO”, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT