Fifamoivoizana

Fiara mandalo amin’ny tetezan’Ikalamavony Latsaka any amin’ny 20 metatra vao tsy misy manoro lalana


  • Alatsinainy 05 Desambra 2022

Latsaka any amin’ny 20 metatra vao tsy misy manoro lalana, izany hoe, mitarika ny mpamily ireo fiara mandalo eo amin’ny tetezan’Ikalamavony,

faritr’I Matsiatra ambony. Mivatsy apombo, hoy ny fomba fiteny izay, izay mandalo eto. Mbola tafiditra ao anatin’I Madagasikara ve Ikalamavony, hoy ny mpampiasa ity tetezana ahiana hampidi-doza ity? Asa iza no mpitondra ao amin’ny faritr’I Matsiatra ambony ao? Atao fakana harena toy izay nanaovana azy hatramin’izay fotsiny ve izany ilay faritra? Mila fanjakana vaovao afaka mihevitra ny tena tombotsoa ambon'ny firenena maika isika hanarenana izao zara vilana izao, hoy hatrany ny fanehoan-kevitra.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT