Fifamoivoizana

Làlam-baovao Ambohitrimanjaka Namoy ny ainy ilay mpitondra moto


  • Talata 22 Aogositra 2023

Namoy ny ainy ilay tovolahy tratry ny lozam-pifamoivoizana teny amin'ny lalam-baovao Ambohitrimanjaka afak’omaly. Fiara sy moto no nifandona,

ka izy no nitondra ilay kodiaran-droa. Mafy dia mafy ny fifandonana, ka naratra mafy izy, ary nentina nialana nenina teny amin’ny hopitaly kanjo tsy tana ny ainy. Mirary fiononana feno ho an’ny fianankaviany, manentana ny rehetra ihany koa hitandrina hatrany satria tena sesilany ny lozam-pifamoivoizana mahatsiravina namoizana ain’olona, raha tsy hilaza ilay tany amin’ny RN42 sy RN2 izay namoizana ain’olona hatrany amin’ny 20 isa, izay nahitana zazakely vao 9 volana. Mankahery hatrany ireo namoy havana, ary mirary fahasalamana ho an’ireo naratra.
Nangonin’I Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT