• Alatsinainy 03 Jolay 2017
Fandriampahalemana.Fanafihan-dahalo tany Tritriva-Betafo Olona 2 no maty

Efa isan’andro ny asan-dahalo ao Vakinankaratra sy ny manodidina raha tsy hilaza afa tsy ny ilany avaratry ny faritra Amoron’i Mainia, manasaraka ny faritra roa tonta iny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Jona 2017
Fandriampahalemana.Halatra omby tany Betroka Zandary iray matin’ny dahalo

Mitohy hatrany ny asan-dahalo any amin’ireo kaominina ambanivohitra atsimon’ny nosy. Lavon’ny balan’ny dahalo tany Betroka omaly maraina ny zadary Adjudant Chef Pila Fanjanirina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Jona 2017
Fandriampahalemana.Zandarimariam-pirenena Henjana ny fanadiovana

Zandary miisa 2 teto amin’ny faritra Analamanga no noroahina vokatry ny tsy fanarahan-dalàna tao anatin'ny 6 volana voalohan'ity taona 2017 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Jona 2017
Fandriampahalemana.Minisiteran’ny Fizahantany Nisy nikasa hamono i Roland Ratsiraka ?

Omaly alarobia 28 jona tokony ho tamin’ny 9 ora maraina no nahitan’ny mpiambina tanàna eo anivon’ny minisiteran’ny fizahantany eny Tsimbazaza grenady, teo amin’ny toerana fametrahan’ny minisitra Roland Ratsiraka ny fiarany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Jona 2017
Fandriampahalemana.Kianjaben’i Mahamasina Hodidinina mpitandro ny filaminana 1000

Araka ny fanambarana teny amin’ny toby Ankadilalana omaly, dia mahatratra 1000 ireo mpitandro ny filaminana hahetsika mandritra ny fanamarihana ny fetim-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Jona 2017
Fandriampahalemana.Fiarovana amin’ny 26 jona Hampiasa « Drone » ny mpitandro ny filaminana

Ho faran’izay hentitra ny fitandroana ny filaminana amin’ny andron’ny fetim-pirenena ny 26 jona izao, indrindra fa ny ao anatin’ny kianjaben’i Mahamasina sy ny manodidina azy rehetra.

Hamaky ny tohiny
FTT