• Alakamisy 15 Jona 2017
Fandriampahalemana.Trafikana rongony tao Ihosy Zandary no atidoha ?

Rongony 20 gony no indray saron’ny polisy tao an-tampon-tanànan’i Ihosy tamin’ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Jona 2017
Fandriampahalemana.Zandarimariam-pirenena Notoloran’ny UNESCO fitaovana

Notanterahana omaly talata 13 jona 2017 tao amin’ny Toby Ratsimandrava ny fifanaovan-tsonia teo anivon’ny zandarimariam-pirenena sy ny UNESCO mikasika ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Jona 2017
Fandriampahalemana.Herisetra sy asan-jiolahy Tena malemy ny fanjakana

Mampiteny ny moana ny resaka tsy fandriampahalemana eto amin’ny firenena. Tsy an-drenivohitra tsy eny ambanivohitra fa dia manerana ny firenena mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Jona 2017
Fandriampahalemana.Dilàna Morarano Chrome Ataon’ny jiolahy fahirano

In-tsivy sahady izay ny jiolahy no nandravarava ny tanàna ao Dilàna fokontany Andoharano kaominina Morarano Chrome.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Jona 2017
Fandriampahalemana.Metisy karana maty teny Antsahabe Nahitana dian’antsy ny lohany

Lehilahy iray no hita faty teny Antsahabe Antsakaviro ny marainan’ny sabotsy 10 jona teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Jona 2017
Fandriampahalemana.Fianakavian’ny jeneraly Paza Notafihin’ny andian-jiolahy

Efa mampiteny ny moana ny tsy fandriampahalemana eto amin’ny firenena amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
FTT