Fandriampahalemana

Fiofanana manamboninahitra any Frantsa Malagasy 3 no miomana hanainga


  • Alakamisy 13 Jolay 2017

Rehefa nahatontosa sy nahomby tamin’ny fifaninanana izay nataon’izy ireo ny volana martsa teo dia miomana amin’ny

 fikarakarana ireo taratasy hahazoana manainga ho any amin’ireo sekoly lehibe frantsay ho an’ireo manamboninahitra amin’izao fotoana ireo Malagasy telolahy tafavoaka tamin’izany. Samy manana ny sekoly handray izy telo mirahalahy. Ny iray horaisin’ny sekoly manokan’ny miaramila ao Coetquidan (ESM), ny iray ao amin’ny sekoly ho an’ny miaramila anatiny (EMIA) izay ao amin’ity toerana voalaza ity ihany koa ary ny fahatelo dia horaisin’ny sekolin’ny Lanvéoc.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

  • Tambazotra
  • Zoma 18 Septambra 2026

mpaka voamason'olona varira

Hijery ny tohiny
FTT