Fandriampahalemana

Rahalahin’ny depioten’Imanja Novonoin’ny dahalo omaly


  • Zoma 07 Jolay 2017

7 lahy mirongo fiadiana mahery vaika no nanafika tao amin’ny tanàna antsoina hoe Andohambe, ao amin’ny distrikan’Imanja omaly maraina.

 Omby 2 no lasa vokatry ny fanafihana ary maty rehefa niharan’ny daroka sy ny kapa famaky tao an-katoka nataon’ireo jiolahy ny zokin’ny depioten’Imanja. Efa an-dalam-panaovana dinabe iraisana moa ankehitriny, manoloana ny tsy fandriampahalemana any an-toerana ireo fokonolona, raha ny loharanom-baovao. Manao antso avo ny manampahefana tompon’andraikitra ny depiote mba hijery akaiky ny toe-draharaha.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

  • Tambazotra
  • Zoma 18 Septambra 2026

mpaka voamason'olona varira

Hijery ny tohiny
FTT