Fandriampahalemana

ANOSIBE Tratra tao anaty kamiao ny rongony 8 gony


  • Alatsinainy 06 Aprily 2020

Rongony milanja 100 kg niparitaka tamina gony miisa 08 no tratran’ny polisy

 

 

misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina tao anatina kamiao iray nampidina entina tetsy Anosibe ny sabotsy teo, fotoana mahabe olona mifamezivezy. Misy amin’ireo rongony ireo no efa vita fonosana araka ny fantatra raha misy ihany koa ireo mbola vovony.. Nokasaina haparitaka eto an-drenivohitra izy sangy izao tratra izao . Rangahy iray 47 taona no nosamborina teny an-toerana noho izy voalaza fa anisan’ny tompon’antoka tamin’ny fampidirana ireto rongony ireto teto an-drenivohitra.

 

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT