Fandriampahalemana

Ambohimanarina 14 lahy nosamborina


  • Alatsinainy 06 Aprily 2020

Lehilahy miisa 14 no voatery nosamborina teny Ambohimanarina ny faran’ny herinandro teo noho ny resaka tsy fanarahan-dalàna.

 

 

 Lehilahy roa no nifanenjehan’ny fokonolona sy ny mpitandro ny filaminana teny an-tanimbary rehefa nanambana antsy mpitondra moto iray teny amin’ny Rocade Andohatapenaka.Ankoatra ireo dia lehilahy miisa telo naniratsira mpitandro ny filaminana nanentana olona hamonjy fodiana ihany koa no nosamborina. Rehefa nosavaina izy ireo dia mbola nahatrarana rongony ihany koa tany aminy. Ho an’ireo ambiny kosa dia lehilahy tratra tao anatina toeram-pivarotana sy fisotroan-toaka teny an-toerana mbola tratra nivoha an-tsokosoko ihany. Noraofina niaraka tamin’izy ireo ihany koa ny tompon’ilay bar.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT