Fandriampahalemana

Asan-dahalo Notifirina teo amin’ny lohany ilay raim-pianakaviana


  • Zoma 08 Mey 2020

Dahalo am-polony no indray nanafika raim-pianankaviana iray tao Tanandava Beroroha ny talata alina hifoha alarobia teo.

 

 

 

 

Notifirina teo amin’ny lohany ny lasabatra, ka maty tsy tra-drano. Olona roa hafa naratra, ka zanak’ilay raim-pianankaviana ny iray. Na dia niezaka nanafina ilay rangahy aza ny vadiny, dia noteren’ireo olon-dratsy nandritra io fotoana io, ka nosainy ny trano ary tratrany tao ambany fandriana ilay rangahy 57 taona ary notifiriny ny lohany, izay sefom-pokontany teo aloha. Lasan’ireo dahalo ny omby am-polony taorian’izay.

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT