- Alarobia 25 Martsa 2020
Fandriampahalemana.Fanafihana Cashpoint teny amin'ny 67 Ha Lehilahy roa nalefa eny Tsiafahy
Lehilahy miisa 02 no voasambotry ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP4 Isotry sy ny Sampan-draharahan’ny Polisy Misahana ny ady heloka bevava sakelika faha-4, ny alakamisy faha 19 martsa teo noho ny resaka fanafihana mitam-piadiana.
Hamaky ny tohiny
