Fandriampahalemana

Antsirabe Esorina amin’ny toerany ireo miaramila tratra nanendaka


  • Alarobia 04 Novambra 2020

Esorina amin’ny toerany ireo miaramila 5 lahy tratra nanendaka tany Antsirabe tamin’ny faran’ny herinandro teo.

 

 

 

 Tsy azo ekena hoy ny tompon’andraikitra iray eo anivon’ny tafika ny fisiana miaramila mpambotry vahoaka tahaka izany izay tokony hiaro no tena asany. Efa mandalo rafitra an-tanan-tohatra maro ny antontan-taratasy mikasika azy ireo ankehitriny raha araka ny loharanom-baovao azo hatrany hahafahana manatanteraka izany fanesorana azy tsy ho miaramila izany intsony . Tsiahivina moa fa tratra teo am-panaovana ny asa ratsiny mihitsy izy 5 lahy ireo izay tena henatra ho an’ny tafika Malagasy tanteraka.

 Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT