- Zoma 20 Novambra 2020
Fandriampahalemana.MIRONGATRA NY FANJIFANA RONGONY
1- Tovolahy 18 taona no mpamatsy “Heroine” eny 67 Ha Ahiana tsy ho voafehy intsony ny fivarotana zava-mahadomelina eto amintsika.
Hamaky ny tohiny1- Tovolahy 18 taona no mpamatsy “Heroine” eny 67 Ha Ahiana tsy ho voafehy intsony ny fivarotana zava-mahadomelina eto amintsika.
Hamaky ny tohinyLehilahy iray no saron’ny polisy nivarotra rongony sy zava-pisotro mahamamo teo
Hamaky ny tohinyNamory an’ireo tompon’andraikitry ny fandriampahalemana manerana ny nosy (Organisme Mixte de Conception – National) teny amin’ny Lapam-panjakanan’i Mahazoarivo ny Praiminisitra Ntsay Christian omaly 16 novambra.
Hamaky ny tohinyRaha mbola mihiratra io masoandro io dia tsy maintsy mahazo vaovao foana hoe nisy mpangaro-paosy na mpanao sinto-mahery indray voasambotra teny amin’ny faritra 67 Ha.
Hamaky ny tohinyTsy kely lalana marina ny ratsy . Tany Mandritsara, nisy andian-olona nilaza fa manana safira amin'ilay kalitao tsara indrindra. Nikaroka mpividy izy ireo ary nilaza fa 40 tapitrisa ariary no vidin’ilay safira.
Hamaky ny tohinyNisesisesy tao amin’ny fokontanin’ Antanamalandy, kaominina ambonivohitra Mahajanga ny halatra mitam-piadiana.
Hamaky ny tohiny