Fandriampahalemana

Fivarotan-drongony amin’ny mpianatra Lehilahy roa no voasambotra teny Androndrakely


  • Alakamisy 19 Novambra 2020

Lehilahy iray no saron’ny polisy nivarotra rongony sy zava-pisotro mahamamo teo

 

 

akaikin'ny sekoly "SEKINA" eny Androndrakely ka nosamborina avy hatrany. Tamin'ny fahatongavan'ny polisy teny an-toerana dia mbola nahatratrarana rongony 03 fonosona sy toaka gasy 05 litatra tany amin'izy roalahy ireto. Fantatra tamin'izany fa ireo mpianatra eny amin'iny manodidina an'io faritra voalaza etsy ambony io no tena tadiavin'izy ireo hanjifa ireo entana izay entiny. Efa nadoboka am-ponja vonjimaika eny Antanimora moa izy roalahy ireto taorian’ny nihainoana azy teny anivon’ny fampanoavana. Tsiahivina fa voararan’ny lalana ny fivarotana toaka na rongony manodidina ny faritry ny sekoly. 


Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT