• Alakamisy 08 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Fanafihana mitam-piadiana Tratra ihany Rabetsy ny farany

Jiolahy iray antsoina hoe : « Rabetsy » no voasambotra tany Antsirabe tamin’ny 05 Oktobra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Hala-botry Lehilahy 4 tratra teny 67 ha

Lehilahy 4 mpanao hala-botry no tratran’ny fokonolona teny amin’iny faritry 67 ha iny ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Ampasambazaha Fianarantsoa Nokapainy tamin’ny antsy ny tanan’ilay vehivavy

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana eto amintsika. Kioska iray no nisy nanafika afak’omaly hariva tao Ampasambazaha Fianarantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Halatra miaro vono olona Tratra ihany ilay lehilahy 2 taona taty aoriana

Nitrangana vono olona tany Antanambao Ankisirasira, distrikan’i Morondava tamin’ny taona 2018 .

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Filaminam-bahoaka Nahazo biraon'ny fitaleavam-paritra i Tolagnaro

Notokanana omaly ny biraon'ny fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka ao Tolagnaro, ka ny Filoham-pirenena, ny Minisitry ny filaminam-bahoaka, ny Governoran’ny Faritra Anosy no nitarika ny lanonana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Ambatomiady Antanifotsy Tratra ilay tovolahy nangalatra moto

Tovolahy iray vao 21 taona monja monina ao Antambohomena Kaominina Ambatomiady distrikan’Antanifotsy no nangalatra moto marika Fosti ny volana febroary lasa teo tany Ambohitompoina kaominina iray ao amin’ny distrikan’ Antanifotsy ihany.

Hamaky ny tohiny
FTT