Fandriampahalemana

Halatra mitam-piadiana Lehilahy iray no voasambotra tany Mahajanga


  • Alatsinainy 16 Novambra 2020

Nisesisesy tao amin’ny fokontanin’ Antanamalandy, kaominina ambonivohitra Mahajanga ny halatra mitam-piadiana.

Tokantrano maro no efa lasibatra tamin’izany ka nanokatra fanadihadiana ny kaomisaria afovoany any an-toerana. Lehilahy iray 35 taona araka izany no voatery nosamborina. Tamin’ny 13 novambra lasa teo no nanaovana fidinana ifotony tao an-tokantranony ka nahitana fitaovana maro toy ny antsy be, basy vita gasy iray miampy bala miisa roa sy vola maromaro. Olona tsara sitrapo no nampita ny vaovao mahakasika ity lehilahy ity sy ny mombamomba azy ka nahafahan’ny mpitandro ny filaminana namita izao iraka izao.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT