Fandriampahalemana

Moto nangalarina tany Isotry Hita teny Andranomanalina tamin’ny alalan’ny GPS


  • Alatsinainy 30 Novambra 2020

Tovolahy iray 25 taona no tratran'ny Polisin’ ny boriborintany fahaefatra nangalatra

 

moto kymko G5 miloko mavokely tao amina tokantrano iray tao Isotry, ny faran’ny herinandro teo. Nanatona ny Polisy ilay tompony nampahafantatra ny zava-nitranga. Nisy GPS anefa ilay moto ka hita fa any Andranomanalina no misy azy. Nidina teny an- toerana ny Polisy ka tratra tao an-tokontanin'ity tovolahy voalaza etsy ambony ilay moto. Teo am-pandravana ilay moto mihitsy moa ity tovolahy ity no tratra. Rehefa nojerena ihany koa ny mahakasika ilay mpangalatra dia fantatra fa efa nisazy 03 taona tany Antanimora izy ary izao tra-tehaka nanao asa ratsy izao indray.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT