• Alakamisy 15 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Jiolahy tsy mety fay Vao nivoaka ny fonja dia tratra nanendaka indray

Tovolahy iray 24 taona no nosamborin’ny polisy SAG eny Anosy ny alatsinainy teo. Raha araka ny fantatra dia nanendaka tovovavy iray handeha hividy fitaovam-pianarana izy io ny 10 oktobra lasa teo teny amin’ny pavillon Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Fitandroana ny filaminana Miofana ny polisy monisipaly any Toamasina

Nandray polisy monisipaly vaovao maromaro ny kaominina ambonivohitr’i Toamasina (CUT). Miatrika fiofanana ao anatin’ny iray volana izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Distrikan’Arivonimamo Nisitraka moto 10 ny mpitandro filaminana

Marary ny depiote Rakotomanjato Rodin ny tsy fandriampahalemana sy ny asan-dahalo mahazo ny distrikan’ Arivonimamo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Faritany Miaramila Voalohany Nandray ny faneva ny Kolonely Andriambao

Tontosa omaly 13 Oktobra 2020 ny fanolorana ny faneva ho an'ny Kolonely Andriambao Ramisa, komandy vaovaon'ny Faritany Miaramila Voalohany (RM1), teny amin'ny toby Rakotonirainy Alphonse,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Soavina Atsimondrano Rongony 20 gony no nodorana

Rongony miisa 10 gony lehibe, notsinjaraina tanaty gony kely miisa 20 no tra-tehaky ny polisim-pirenena avy ao amin’ny PPA Soavina teny an-toerana omaly Alatsinainy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Toamasina Tratra ireo mpanafika Cash Point

Lehilahy miisa roa isan’ny tompon’antoka amin’ny resaka fanafihana matetika miseho tao Toamasina no tratra ny 09 oktobra teo.

Hamaky ny tohiny
FTT