Fandriampahalemana

Ambanin’Ampahamarinana Lehilahy 5 tratra teo am-pifohana rongony


  • Alatsinainy 30 Novambra 2020

Lehilahy miisa 5 no tratran’ireo polisy nanao fanamiana sivily nifoka rongony teny Ambanin’Ampahamarinana ny 28 novambra lasa teo.

 

  Ny 02 tamin'izy ireo dia mbola nahatratrarana rongony miisa 02 fonosana teny aminy ka noraisim-potsiny. Tsiahivina moa fa anisan’ny toerana iray mangingina fifohan'ny tanora rongony sy malaza amin'ny fanendahana iny ambanin'Ampahamarinana iny. Antony mampirongatra ny fanolanana ihany koa izany, indrindra raha sendra misy vehivavy mandalo tampoka ka tsy maintsy noraisina ny fepetra. Polisy avy ao amin’ny Boriborintany faharoa sy fahadimy moa no nisambotra azy 5 lahy ireto.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT