- Alakamisy 12 Novambra 2020
Fandriampahalemana.Fanafihana tany Anivorano avaratra Naharatrarana basy mahery vaika ireo jiolahy
Jiolahy telo voarohirohy tamin'ny resaka vaky trano tao amin'ny kaominina ambanivohitra Anivorano Avaratra distrikan’Antsiranana II no tra-tehaka ny zandary taorian'ny fahazoana ny loharanom-baovao avy tamin'ny olona tsara sitrapo.
Hamaky ny tohiny
