• Alatsinainy 26 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Fanafihana tao Tsarahonenana Sahanivotry Tratran’ny zandary sy fokonolona ireo jiolahy

Raha tsiahivina ny raharaha dia naharay antso ny zandary mpanao fisafoana tarihin'ny Zandary kilasy voalohany Razafimahatratra Tojoniaina,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Varotra rongony Lehilahy iray voasambotra tany Mahajanga

Lehilahy iray 24 taona no tratra tao Mahajanga ny sabotsy teo noho ny fitondrana harona feno rongony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Famakiana ny hotely lehibe tetsy Tsaralalana Vehivavy mpiasa no niray tsikombakomba tamin’ireo jiolahy

Nisy namaky ny biraon’ny tompona hotely lehibe iray etsy Tsaralalàna ny alin' ny 27 septambra lasa teo. Entana mitentina 10 tapitrisa Ar no very tamin'izany ka ny 28 oktobra no tonga nametraka fitoriana ireo tompon’andraikitra tao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Herisetra sy halatra Lehilahy 3 no tratra teny Ankadikely

Toy ny kaominina maro any amin’iny distrikan’Avaradrano iny dia miaina tsy fandriampahalemana matetika ihany koa ny ao amin’ny kaominina Ankadikely. Tsy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Soalandy Ankadivoribe Tsy hita popoka izy mianaka

Renim-pianakaviana iray antsoina hoe : Rasoazanamanana Ionja Niaina vao 24 taona monja, niaraka tamin’ny zanany kely vao 18 volana no tsy hita ary mbola tsy niverina tao an-tokantranony hatramin’ny omaly nahazoana ny vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Ambatondrazaka Tsy milamina tao anatin` ny telo volana

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana tato ho ato. Raha any amin` ny disitrikan` Ambatondrazaka dia ny fokontany Ambodimanga no ahitana fanafihana foana. Vaky trano, vola very an-tapitrisany maro…

Hamaky ny tohiny
FTT