Fandriampahalemana

Ampefiloha Tratra ilay mpangalatra sarety


  • Alatsinainy 15 Martsa 2021

Lehilahy iray no nosamborin'ny polisy avy ao amin'ny paositry ny polisy Ampefiloha ny 09 martsa lasa teo rehefa tratra nangalatra sarety.

Tazana teny Anosy akaikin'ny Radio nasionaly Malagasy mantsy io sarety io taorian’ny fikarohana nataon’ny mpitandro ny filaminana niaraka tamin’ilay lehilahy naka azy. Avy hatrany dia nentina teny amin'ny paositry ny polisy ity farany taorian’izany. Rehefa vita ny fakana am-bavany azy dia niaiky ny heloka vitany izy. Natolotra ny fampanoavana tamin’ny 11 martsa lasa teo ny anaolahy ary naiditra am-ponja vonjimaika. Noho ny hasarotan’ny fiainana moa no nambarany fa antony nanosika azy hangalatra ity sarety ity mba hahafahana mitaona entana.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT