Fandriampahalemana

Kaominin’ Ambohitrolomahitsy Mitety tanàna ny dahalo, lany ny omby ao Mandrosoa


  • Talata 06 Jolay 2021

Mirongatra ny asan-dahalo ao anatin’ny kaominina ambanivohitra Ambohitrolomahitsy. Mitety tanana mihitsy mantsy ireo dahalo mirongo fitaovam-piadiana raha araka ny fanazavan’ny Ben’ny tanàna

  ka ho an’ny tanànan’i Mandroso manokana dia fantatra fa efa tapitra lany ritra avokoa ireo omby hany fananan’ny mponina. Indroa nanaovan’ny dahalo latsak’alina ity tananakely ity tao anatin’ny iray volana raha araka ny vaovao azo ka fantatra fa tsy manana omby intsony ny mponina na dia tamingany iray aza. Hetahetan’ny Ben’ny tanàna ao an-toerana araka izany ny tokony hampitomboana ny isan’ireo zandary miasa any an-toerana. Toraka izany koa ny fitaovana hampiasainy hahafahan’izy ireo mifanandrina amin’ireo dahalo tsara.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT