Fandriampahalemana

Famatsiana ny dahalo sy jiolahy Sarona tao Ambanja ny orinasa mpanamboatra basy


  • Alakamisy 08 Jolay 2021

Fitaovam-piadiana maro toy ny P.A, basy lava, bala sy karazana fanalahidy, ary fitaovana fanamboarana basy no sarona tao Ambaibo Ambanja. I

reo no tratra nandritra ny hetsika notarihin'ny Capitaine Tombosily Alidy Martino, Cdt Compagnie Ambilobe niaraka tamin'ny Capitaine Antrefy Nomenjanahary Solofo Tahiana Offcoord ao Ambanja. Natao hamatsiana ireo jiolahy sy dahalo ireo, ary tena mampitondra faisana vahoaka, hoy ny mpitandro filaminana. Mitohy kosa ny fikarohana ireo olon-dratsy, izay mahatonga ny tsy fandriampahalemana ho an'ireo vahoaka, araka ny fanambin’izy ireo.
Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT