Fandriampahalemana

Isotry Mpanendaka efa-dahy no voasambotry ny polisy


  • Alatsinainy 15 Novambra 2021

Mpanendaka 04 mirahalahy no voasambotry ny polisy nanao fisafoana omaly tokony tamin'ny 07 ora sy sasany maraina teny amin'ny tetezan-dramala.

Tafiditra ao anatin'ny hetsika hataon'ny polisy manoloana ireo trangana fanendahana matetika miseho eny amin'ny faritra Isotry sy ny manodidina iny izany. Araka ny fantatra dia efa hikoizana amin'ny fanendahana izy efa-dahy ireto ary efa matetika nigadra noho ny resaka fanendahana ihany ary izao tratra izao indray. Efa notazomina vonjy maika eny amin'ny biraon'ny Polisy izy ireo natao fanadihadihana mialohan'ny hanolorana azy ireo eny amin'ny fitsarana.
Pati
Legende : Ireto izy efa-dahy
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT