Fandriampahalemana

Cenam 67 ha Tratra niaraka tamin’ny antsy maranitra ilay mpanendaka


  • Alatsinainy 15 Novambra 2021

Lehilahy iray 22 taona voalaza fa mpanendaka no tratran’ny polisin’ny SAG Anosy niaraka tamin’ny antsy maraina omaly 14 novambra tokony ho tamin'ny 02 ora sy sasany tolakandro teny amin'ny CENAM 67 ha.

 Tafiditra ao anatin'ny paikady hataon'ny Polisim-pirenena ny fametrahana Polisy manao fanamiana sivily eny amin'ireo toerana mafana amin'ny resaka fanendahana tahaka izao ka nahitam-bokany izany. Nentina tany amin’ny biraon’ny polisy avy hatrany moa ity farany hatao fanadihadiana.
Nangonin’i Pati
Legende : Ity ilay ranamana tratra
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT