Fandriampahalemana

Ambanja Rongony 150 kg indray no sarona


  • Alatsinainy 22 Novambra 2021

Ho fametrahana ny fandriam-pahalemana maharitra any amin'iny faritra DIANA iny dia nanatanteraka fidinana ifotony niaraka ny Polisy sy ny zandary any an-toerana ny 20 Novambra lasa teo.

Tao amin’ny Fokontany Antsifitra, kaominina ambanivohitra Benavony, disirikan' Ambanja no nanatanterahany izany. Ny marainan’ny 20 Novambra lasa teo tokony ho tamin’ny 01 ora vokatr’izany dia rongony milanja 150 kg no sarona. Niampy basim-borona miisa 04 tsy misy taratasy izany miaraka amin’ny bala miisa 40.Fitaovam-piadiana tsy nahitana taratasy ihany koa no nogiazana ary olona miisa 06 no voasambotra.
Pati
Legende : Ireto ireo olona sy ireo rongony tratra
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT