- Alarobia 28 Jolay 2021
Fandriampahalemana.Andohatapenaka Nitsoraka tany anaty rano ilay mpangalatra moto
Lehilahy miisa 04 no saron’ ny Polisin’ny UIR sy ny SUT Tsaralalana ny 25 sy ny 26 jolay lasa teo teny amin’ny lalana Digue Andohatapenaka rehefa avy nangalatra moto.
Hamaky ny tohiny
