Fandriampahalemana

Avaradoha Nosamboritra ireo roalahy nitondra entana mampiahiahy


  • Alatsinainy 15 Novambra 2021

Lehilahy miisa roa 33 sy 49 taona no saron’ ny Polisy miasa ao teny Avaradoha ny faran’ny herinandro teo nanosika poussette feno korontan'entana nampiahiahy. Nandritra ny.

 Rehefa nosavaina ireo korontan'entana nentin'izy ireo dia nahitana tourne vis, clé ary finday iray. Rehefa nanontaniana momba ireo entana ireo izy ireo dia nilaza fa entana avy nangalarina teny Ampasapito izy ireo. Avy hatrany dia nentina namonjy ny biraon’ny polisy izy roa lahy ireto natao famotorana ary hatolotra ny fitsarana anio alatsinainy 15 novambra.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT